
Vita soa ny Séminaire teto Lusaka -Zambie : resaka Synodalité-generavité dans la vie Salésienne no nifampizarana.
Tsy vitan’olo-tokana ny asa fanabeazana fa Mila miray hina sy miara-miasa.. 85 ireo nandray anjara manerana ny conférence Afrique-Madagascar. Ireo ny solontenan’i Madagascar.
Ny fikambanana Filles de Marie Auxiliatrice Dia miasa manerana ny kontinanta dimy. Amin’ny firenena 94. Mikatroka amin’ny fanabeazana ny Tanora indrindra ireo Mila izany bébé kokoa. Miara-miasa amin’ny lahika na association na ONG manana Tanjona mikatroka amin’izany fanabeazana izany. Asa vadi-drano ny fanabeazana ka tsy vita raha tsy ifanakonana. Mirary soa atsika aby.



