
Tononkira Hira Faneva 150 taona
Hira Faneva 150 Taona
TELECHARGER
Tononkira
MIZOTRA MIARAKA AMIN’I MASINA MARIA
Miorim-paka amin’ny finoana, mahafoy an-kafaliana
Izay tsara ananao, atolory amin’ny fo …
Hitaro ny fijery, nde hifanolo- tanana
Ho famantaram-pitiavana.
Izay ilay iraka hoantsika, miandry antsika ny ta nora
Be adidy ny mbola miandry, nofinofy hotanterahina!
Ndeha hibanjina ny hoavy
Ampian’i mère Mazzarello.
Amin’izao taon-jobily izao
CENT CINQUANTIÈME ANNIVERSAIRE OH OH OH OH
CENT CINQUANTIÈME ANNIVERSAIRE OH OH OH OH
Miara-dalana amin’i Maria
Mpanoro lalana ny dia
Atolory azy fonao
150 ANNIVERSAIRE OH OH OH OH
150 ANNIVERSAIRE OH OH OH OH
Miara-dalana amin’i Maria
Reny mpitantana ny dia
Atolory azy fonao
Entanin-kafaliana! Miorim-paka amy finoana!
sahia manolo-tanana, ireo miandrandra fanampiana
Maro an’isa ireo tanora,
miandry antsika mba hiseho —
Ho Famantaram-pitiavana
Izay ilay iraka ho antsiika, miandry antsika ny ta no ra
Be’ adidy ny mbola miandry, nofinofy hotanterahina!
Ampian’i Mère Mazzarello.
Ndeha hibanjina ny hoavy
Amin’izao taon-jobily izao
Asandrato ny fiderana, o o o o, ary ny fankalazàna ooo
Avia ry Reny maminay, tahio re ny lalanay
Amin’izao jobily izao
CENT CINQUANTIÈME ANNIVERSAIRE OH OH OH OH
CENT CINQUANTIÈME ANNIVERSAIRE OH OH OH OH
Miara-dalana amin’i Maria
Mpanoro lalana ny dia
Atolory azy ny fonao
150 anniversaire oh! Oh! Oh! Oh!
150 anniversaire oh ! Oh ! Oh! Oh!
Miara-dalana amin’i Maria
Reny mpitantana ny dia
Atolory azy ny fonao 2