MIARA-DALANA ZOMA 24 JONA 2022
Notanterahana ny sabotsy 18 jona 2022, ny fanatontosana ny horonan-tsary fanentanana momba ny JMJ Mada X, sy ny famoriana ny anjara biriky ho fizakana ny JMJ Mada X, ao Antsirabe… ♦ Nomarihana tao Mandritsara ny faha-70 taonan’ny Fikambanan-dry Masera Fo Masin’i Jesoa sy Fo Madion’i Maria… ♦ Hotanterahana ny 1 ka hatramin’ny 3 jolay 2022 ny Andron’ny Ankizy eto Antananarivo…