[MIARA-DALANA] ALATSINAINY 30 MEY 2022
♦ Tontosa omaly, tao Mangarano II, Diôsezin’i Toamasina ny fitokanana ny fiangonana EKAR Don Bosco sy ny Sekoly Dominique Savio, tantanan’ny Fikambanana Salezianin’i Don Bosco… ♦ Ny 27 hatramin’ny 29 mey 2022 teo ny fanohanana ny Seminera, ho an’ny Diôsezin’i Tsiroanomandidy…
https://rdb.mg/fandaharana/filazam-baovao/miara-dalana/11841-miara-dalana-alatsinainy-30-mey-2022.html