
๐ก๐ฎ๐บ๐ผ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐ฉ๐๐๐ ๐ป๐ ๐ถ๐๐ผ๐ป-๐๐ผ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ผ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ “๐๐๐ฃ ๐๐บ๐ฝ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ถ๐บ๐ฎ๐น๐ผ” izay nahitana vehivavy miisa 19.
Andiany izay nisafidy ny anarana “VEHIVAVY MIEZAKA”. Nahitana vehivavy miisa 19 nahavita ny fiofanana nandritran’ny roa volana mahery kely. Folo amin’izy ireo no novatsiana fitaovana mba hahafahany hatrany manomboka ny tetekisany.
Tonga nanome voninahitra ny lanonana androany ny solotenam-panjakana sy avy amin’ireo mpiara-miombon’antoka ato amin’ny Ivon-toerana fanofanana vehivavy mendrika sy mahaleotena.
Natomboka tamin’ny lanonam-pivavahana ny fotoana, notohizana tamin’ny fifandimbiasam-pitenenana sy ny fizarana ny mari-pahalalana ho an’ireo mpiofana ary nofaranana tamin’ny fiarahana manala hetaheta.





